|
|
|
|

Entrée antsivy
Partie du discours nom
Mots élémentaires ana, sivy
Explications en malgache Anaran' ny fanorona misy tsipika sivy fipetraham-bato ny lavany, ary dimy ny sakany [1.1]
Explications en anglais A word used in the game called fanorona, signifying nine in length from right to left, and five in breadth from bottom to top. [1.2]
Vocabulaire 
Exemples An-dimy sy an-tsivy ny sora-panorona [1.437]
Analogues  fanorona

Mis à jour le 2024/12/05