|
|
|
|

Entrée antsatoka
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazana diamanga toy izao: aingaina miakatra ny tongotra, dia aidina, ka ny ombalahintongotra no mamely ny amboampen' ny Ray asiana ka raha indroa na intelo io no voa, tsy mahainga fe intsony [1.1]
Analogues  diamanga
Bibliographie 

Mis à jour le 2024/08/17