Entrée |
andalana
(lalana)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Laharana: Ataovy dimy andalana ireto dabilio ireto Laharan-tsoratra: Isao mby andalana firy isantakila amin' itỳ boky itỳ/ Rehefa miova andalana dia soratana atao sora-baventy ny tarehin-tsoratra voalohany amin' ny teny voalohany Ambaratonga, zanatohatra: Misy andalana sivy ny gradin' ny miaramila Karazana: Maro andalana ny fakampanahy [1.1]
|
| Fitambaran'ny teny mifanesy ao amin'ny tsipika iray [1.13]
|
Explications en anglais | Arrangement in rows; different, various (as to kinds). [1.2]
|
Explications en français | Rangée, un rang, lignes, sillons: Ataovy andalana telo ireo tavoahangy ireo (Faites trois rangées de ces bouteilles) ~ Andalan-tsoratra firy no ao? (Combien y a-t-il là de lignes d'écriture?) [1.3]
|
| Ligne, vers [1.13]
|
Morphologie |
Simple : |
andalana,
andalako,
andalanao,
andalany,
andalantsika,
andalanay,
andalanareo,
andalan',
andalan-,
andalam-,
andala- |
|
Dérivés |
|
Entrée |
an-dalana
(ana, lalana)
|
Partie du discours | adverbe
|
Explications en français | Dans le chemin, en route [1.3]
|
Exemples |
1 | Ataoko telo andalana ity fanjakana ity.
[2.508]
|
2 | ny paikan' andalana, mitsaikontsaikona;
[2.314]
|
3 | Mafana aoka izany ny fony mamaky teny andalana vitsivitsy ao.
[2.499]
|
|
|
Entrée |
andalana
(lala)
|
Partie du discours | verbe relatif
|
Explications en français | [1.3]
|
Morphologie |
Présent : |
andalana,
andalako,
andalanao,
andalany,
andalantsika,
andalanay,
andalanareo,
andalan',
andalan-,
andalam-,
andala- |
Passé : |
nandalana,
nandalako,
nandalanao,
nandalany,
nandalantsika,
nandalanay,
nandalanareo,
nandalan',
nandalan-,
nandalam-,
nandala- |
Futur : |
handalana,
handalako,
handalanao,
handalany,
handalantsika,
handalanay,
handalanareo,
handalan',
handalan-,
handalam-,
handala- |
Impératif : |
andalao |
|
|