Entrée | ambela (vela) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Ajanona: Navelanareo aiza ny zanakareo mivady? Apetraka: Avelao ao amin' ny mpiandry trano ny taratasy raha misy Hadinoina: Navelany ny satrony ka mandehàna vonjeo haingana izy Atsahatra: Avelao amin' izay ny ady hevitra tsy mitera-boka-tsoa Afoy: Avelako ho anao itỳ boky sarobidy itỳ Omena lalana: Avelao kely aho handeha Amindràna fo: Avelako ny hadisoanao amin' ity indray mandeha itỳ ka mitandrema tsara amin' ny sisa [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Synonymes | avela | ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |