Entrée | akatroka (katroka) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Entina mikatroka, mipoka amin' ny..., mandona: Ny tandrony no nakatrok' ilay omby ny vato ka tapaka Asaina mikatroka, miady, midona; adona, apoka: Nakatroky ny mpampianatra izy roa lahy tia adiady ka fay tsy te hiady intsony ~ Nahoana no nakatrokao tamin' ny rindrina ny lohan' ny zandriko? [1.1] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/19 |
![]() |