Entrée | afakafaka (afaka) | |
Partie du discours | verbe passif | |
Explications en malgache | Miala tsikelikely fa mbola tsy tontosa hatramin' ny farany: Efa afakafaka ny ditrany tamin' itỳ taona itỳ [1.62] | |
Exemples | Mbola nisy rahateo ny tahiry, koa dia afakafaka teny ihany ny fahasahiranana isan-karazany tsy mety tapaka
[2.470] | |
Mis à jour le 2023/01/19 |
![]() |