Index |
|
|
|
Proverbes : soamalondona
|
|
|
Proverbe 1 | Avoko no nasaina nohaniny ka soamalandona no nataony be am-bava. [2.558 #358]
Avoko no nasaina nohaniny ka soamalondona no nataony be am-bava. [1.1]
Avoko no nasaina nohaniny, ka soamalondona no nataony be am-bavany. [2.165]
Avoko no nasaina nohaniny, ka soihalondona no nataony be am-bava. [2.653 #329]
|
Interprétation malgache | Enti-milaza ny olona izay tsy mitandrina amin' izay ataony. [1.1]
|
Traduction française | On lui ordonne de manger de "l' avoko" et c' est de "soamalondona" qu' il se bourre. [2.165]
|
Interprétation française | L' "avoko" est une petite légumineuse dont la racine est bonne à manger; le "soamalondona" lui ressemble, mais est vénéneux; on rappelle aussi "tangem-boalavo" - tanguin des rats - parce que ses tubercules sont employés à détruire ces animaux. [2.165]
|
|
|
Index |
|
|