Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbes : lembenana | |||||||||||||||||||||
Proverbe 1 | Aza manaiky lempona ihandronan' ny rano. [2.558 #482]
Manaiky lembenana ka ihandronan' ny rano. [2.165 #918, 2.653 #1493] Manaiky lempona ka ihandronan' ny rano. [2.558 #1971, 2.653 #1493] Nahoana no manaiky lempona ihandronan' ny rihitra (rano) ? [2.558 #176] | ||||||||||||||||||||
Traduction française | Se montrer d' accord par politesse et en souffrir ensuite. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Interprétation française | Litt. consentir à être un creux où l'eau reste à croupir. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||