|
|
|
|

Index

Proverbes : anotrehana

Proverbe 1Tsy misy nanao soa ohatra ny fandrahoam-bary ; fa raha vaky, nanotrehana akoho. [2.653]
Tsy misy nanao soa toy ny fandrahoam-bary, fa nony vaky nanotrehana akoho. [2.558 #4739]
Tsy nisy nanao soa ohatra ny vilany, fa raha vaky, natao fanotrehana akoho. [2.165]
Traduction françaisePersonne n' a fait autant de bien qu' une marmite, car lorsqu' elle fut brisée, on s' en servit encore pour y mettre couver la poule. [2.165]

Index