|
|
The Acts of the Apostles |
Asa |
Asa |
Les Actes des Apôtres |
... | ... | ... | ... | ... |
Asa 28.13 |
And from thence we fetched a compass, and came to Rhegium>: and after one day the south wind blew, and we came the next day to Puteoli: |
Ary nony niala teo izahay, dia nisompirana nankany Regioma; ary rehefa afaka indray andro, dia nifofofofo avy any atsimo ny rivotra, koa nony ampitso dia tonga tao Potioly izahay; |
Avy ao dia nanara-tsisina izahay ka tonga tao Rejio; ary ny ampitso, nisy rivotra nifofofofo avy any atsimo, ka indroa andro dia tonga tany Pozoly izahay. |
De là, en longeant la côte, nous allâmes à Rhegium>. Le jour suivant, le vent du Sud> se leva, et nous parvenions le surlendemain à Puteoli. |