|
|
The Gospel according to John |
Jaona |
Joany |
L'Évangile selon Saint Jean |
... | ... | ... | ... | ... |
Jao / Jo 5.2 |
Now there is at Jerusalem> by the sheep market a pool, which is called in the Hebrew> tongue Bethesda, having five porches. |
Ary misy farihy any Jerosalema, eo akaikin' ny vavahadin' ondry, izay atao amin' ny teny Hebreo hoe Betesda, misy fialofana dimy. |
Ary any Jerosalema ao akaikin' ny vavahadin' ny ondry, dia misy dobo anankiray atao hoe Betesdà amin' ny teny hebrio, izay misy trano heva dimy. |
Or il existe à Jérusalem>, près de la Probatique>, une piscine qui s' appelle en hébreu Bethesda et qui a cinq portiques. |