The Acts of the Apostles | Asa | Asa | Les Actes des Apôtres | |
... | ... | ... | ... | ... |
Asa 27.14 | But not long after there arose against it a tempestuous wind, called Euroclydon. | Ary tsy ela rehefa afaka izany, dia nifofofofo nidina avy teo ny tafio-drivotra mahery atao hoe Eorakylona. | Nony afaka kely foana anefa, dia namely ny tafio-drivotra avy any avaratra atsinanana, izay atao hoe Eoroakilòna, | Mais bientôt, venant de l' |