|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 4.16 |
And the sons of Jehaleleel>; Ziph>, and Ziphah>, Tiria>, and Asareel. |
Ary ny zanakalahin' i Jehalalila dia Zifa sy Zifaha sy Tiria ary Asarela. |
Zanakalahin' i Jaleleela: Zifa, Zifà, Tirià ary Asraela. |
Fils de Yehalléléel> : Ziph>, Zipha>, Tirya>, Asaréel. |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 25.2 |
Of the sons of Asaph>; Zaccur>, and Joseph>, and Nethaniah>, and Asarelah, the sons of Asaph> under the hands of Asaph>, which prophesied according to the order of the king. |
Tamin' ny zanakalahin' i Asafa dia Zakora sy Josefa sy Netania ary Asarela, zanak' i Asafa, nofehezin' i Asafa, izay naminany araka izay nifehezan' ny mpanjaka azy. |
Amin' ny zanakalahin' i Asafa: Zakora, Josefa, Nataniì ary Asarelì, ireo no zanakalahin' i Asafa, tarik' i Asafa, naminany araka ny didy avy amin' ny mpanjaka. |
Pour les fils d' Asaph> : Zakkyr>, Yoseph>, Netanya>, Asarééla; les fils d' Asaph> dépendaient de leur père qui prophétisait sous la direction du roi. |