|
|
Book of Ezekiel |
Ezekiela |
Ezekiela |
Livre d'Ezéchiel |
... | ... | ... | ... | ... |
Eze / Ez 1.3 |
The word of the Lord> came expressly unto Ezekiel> the priest, the son of Buzi, in the land of the Chaldeans> by the river Chebar>; and the hand of the Lord> was there upon him. |
dia tonga tamin' i Ezekiela mpisorona, zanak' i Bozy, ny tenin' i Jehovah tany amin' ny tanin' ny Kaldeana, teo amoron' ny ony Kebara; ary ny tànan' i Jehovah dia taminy teo. |
tonga tamin' i Ezekiela, zanak' i Bozi, mpisorona, ny tenin' ny Tompo, tany amin' ny tanin' ny Kaldeana, amoron' ny ony Kobara, ary mbý teo aminy teo ny tànan' ny Tompo. |
la parole de Yahvé> fut adressée au prêtre Ézéchiel>, fils de Buzi, au pays des Chaldéens>, au bord du fleuve Kebar>. C' est là que la main de Yahvé> fut sur lui. |