|
|
Joshua |
Josoa |
Josoe |
Livre de Josué |
... | ... | ... | ... | ... |
Jos 12.3 |
And from the plain to the sea of Chinneroth> on the east, and unto the sea of the plain, even the salt sea on the east, the way to Bethjeshimoth; and from the south, under Ashdothpisgah>: |
ary ny ilany atsinanan' ny tani-hay hatramin' ny Ranomasina Kinerota ka hatramin' ny ranomasina amin' ny tani-hay, dia ny Ranomasintsira, amin' ny lalana mankany Beti-jesimota, ary hatramin' ny tany atsimo eo am-bodin' i Pisga. |
amin' ny Arabaha, hatrany amin' ny ranomasina Kenereta any atsinanana, sy amin' ny ranomasin' ny Arabaha dia ny ranomasin-tSira any atsinanana, amin' ny làlana mankany Betisimota; ary amin' ny ilany atsimo dia hatrany am-pototry ny kisolasolan' i Fasgà. |
la Araba> jusqu'à la mer de Kinnerot> à l' orient, et jusqu'à la mer de la Araba>, ou mer Salée>, à l' orient, en direction de Bet-ha-Yeshimot>, et, au sud, la base des pentes arrosées du Pisga>. |
... | ... | ... | ... | ... |
Jos 13.20 |
And Bethpeor>, and Ashdothpisgah>, and Bethjeshimoth, |
sy Beti-peora sy ny ao am-bodin' i Pisga ary Beti-jesimota |
Beti-Fogora, ny kisolosolon' i Fasgà, Beti-Jesimota, |
Bet-Péor>, les pentes arrosées du Pisga>, Bet-ha-Yeshimot, |
|
|
Book of Ezekiel |
Ezekiela |
Ezekiela |
Livre d'Ezéchiel |
... | ... | ... | ... | ... |
Eze / Ez 25.9 |
Therefore, behold, I will open the side of Moab> from the cities, from his cities which are on his frontiers, the glory of the country, Bethjeshimoth, Baalmeon>, and Kiriathaim>, |
Dia, indro, hotatahako kosa ny tanin' ny Moaba, hatrany amin' ny tanànany rehetra, izay ravaky ny tany, dia Beti-jesimota sy Bala-meona ary Kiriataima, |
noho izany dia indro hotatahako ny lanivoan' i Moaba, hatrany amin' ny tanàna, hatrany amin' ny tanànany, hatrany amin' ny faritry ny taniny, tabihan' ny tany, Betjesimota, Beelmeona, Kariataina. |
eh bien, je vais ouvrir les hauteurs de Moab>, ses villes ne seront plus des villes, sur toute son étendue - les joyaux du pays : Bet-ha-Yeshimot>, Baal-Meôn> et jusqu'à Qiryatayim>. |