|
|
Genesis |
Fiandohana na Genesisy |
Fiandohana na Jenezy |
La Genèse |
... | ... | ... | ... | ... |
Gen / Jen 36.35 |
And Husham> died, and Hadad> the son of Bedad, who smote Midian> in the field of Moab>, reigned in his stead: and the name of his city was Avith>. |
Ary maty Hosama, dia nanjaka nandimby azy Hadada, zanak' i Bedada, izay namely ny Midianita tany amin' ny tany Moaba; ary Avita no anaran' ny tanànany. |
Maty Hosama, ary nanjaka nandimby azy Hadada, zanak' i Nadada, ilay nandresy an' i Madiana, tany amin' ny tanin' i Moaba; ary Avita no anaran' ny tanànany. |
Husham> mourut et à sa place régna Hadad>, fils de Bedad, qui battit les Madianites> dans les champs de Moab>, et sa ville s' appelait Avvit>. |
|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 1.46 |
And when Husham> was dead, Hadad> the son of Bedad, which smote Midian> in the field of Moab>, reigned in his stead: and the name of his city was Avith>. |
Ary maty Hosama, dia nanjaka nandimby azy Hadada, zanak' i Bedada, izay namely ny Midianita tany amin' ny tany Moaba; ary Avita no anaran' ny tanànany. |
Maty Hosama, ka Hadada zanak' i Badada no nanjaka nandimby azy; izy no nandresy an' i Madiana tany amin' ny tanin' i Moaba. |
Husham> mourut et à sa place régna Hadad>, fils de Bedad, qui battit les Madianites> dans les Champs> de Moab>; sa ville s' appelait Avvit>. |