|
|
Joshua |
Josoa |
Josoe |
Livre de Josué |
... | ... | ... | ... | ... |
Jos 19.38 |
And Iron, and Migdalel>, Horem>, and Bethanath, and Bethshemesh>; nineteen cities with their villages. |
sy Irona sy Migda ela sy Horema sy Bet-anata ary Beti-semesy: tanàna sivy ambin' ny folo sy ny zana-bohiny. |
Jerona, Magdalela, Horema, Beti-Anata, ary Beti-Samesy; tanàna sivy ambin' ny folo sy ny zanabohiny. |
Yiréôn>, Migdal-El>, Horem>, Bet-Anat, et Bet-Shémesh> : dix-neuf villes et leurs villages. |
|
|
Judges |
Mpitsara |
Mpitsara |
Livre des Juges |
... | ... | ... | ... | ... |
Mts / Mpits 1.33 |
Neither did Naphtali> drive out the inhabitants of Bethshemesh>, nor the inhabitants of Bethanath; but he dwelt among the Canaanites>, the inhabitants of the land: nevertheless the inhabitants of Bethshemesh> and of Bethanath became tributaries unto them. |
Naftaly tsy nandroaka ny mponina tany Beti-semesy, na ny mponina tany Bet-anata; fa nonina teo amin' ny Kananita tompon-tany izy, kanefa nampanaoviny fanompoana ny mponina tany Beti-semesy sy Bet-anata. |
Neftalì tsy nandroaka ny mponinta tao Beti-Samesy na ny mponina tao Beti-Anata, ka nonina teo amin' ny Kananeana tompon-tany izy, nefa nandoa hetra taminy ny mponina tao Beti-Samesy sy Beti-Anata. |
Nephtali> ne déposséda pas les habitants de Bet-Shémesh>, ni ceux de Bet-Anat, et il habita au milieu des Cananéens> qui habitaient le pays, mais les habitants de Bet-Shémesh> et de Bet-Anat furent astreints par lui à la corvée. |