|
|
Numbers |
Fanisana na Nomery |
Fanisana |
Les Nombres |
... | ... | ... | ... | ... |
Nom / Fan 21.19 |
And from Mattanah> to Nahaliel>: and from Nahaliel> to Bamoth: |
Ary nony niala tao Matana izy, dia nankao Nahaliela; ary nony niala tao Nahaliela izy, dia nankao Bamota; |
Avy tany an' efitra izy ireo, dia nankany Matanà; avy any Matanà dia nankany Nahaliela; avy any Nahaliela, dia nankany Bamota; |
de Mattana> à Nahaliel>, de Nahaliel> à Bamot, |
Nom / Fan 21.20 |
And from Bamoth in the valley, that is in the country of Moab>, to the top of Pisgah>, which looketh toward Jeshimon>. |
ary nony niala tao Bamota izy, dia nankany an-dohasaha izay ao amin' ny tany Moaba, ao an-tampon' i Pisga, izay manatrika ny efitra. |
avy any Bamota, dia nankany amin' ny lohasaha izay ao amin' ny sahan' i Moaba, eo an-tampon' i Fasgà, izay manerinerina amin' ny efitra. |
et de Bamot à la vallée qui s' ouvre dans la campagne de Moab>, vers les hauteurs du Pisga>, qui fait face au désert et le domine. |