|
|
Numbers |
Fanisana na Nomery |
Fanisana |
Les Nombres |
... | ... | ... | ... | ... |
Nom / Fan 33.13 |
And they departed from Dophkah>, and encamped in Alush. |
Ary nony niala tao Dopka izy, dia nitoby tao Alosy. |
Niala tao Dafkà izy, dia nitoby tao Alosy. |
Ils partirent de Dophka> et campèrent à Alush. |
Nom / Fan 33.14 |
And they removed from Alush, and encamped at Rephidim>, where was no water for the people to drink. |
Ary nony niala tao Alosy izy, dia nitoby tao Refidima; ary tsy nisy rano tao hosotroin' ny olona. |
Niala atao Alosy izy, dia nitoby tao Rafidima, ary tsy nisy rano tao hosotroin' ny vahoaka. |
Ils partirent d' Alush et campèrent à Rephidim> ; le peuple n' y trouva point d' eau à boire. |