|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 2.9 |
The sons also of Hezron>, that were born unto him; Jerahmeel, and Ram>, and Chelubai>. |
Ary ny zanakalahin' i Hezrona izay naterany dia Jeramela sy Rama ary Kelobay; |
Zanaka naterak' i Hesrona: Jerameela, Rama ary Kalobi. |
Fils de Heçrôn> : lui naquirent : Yerahméel, Ram>, Kelubaï>. |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 2.25 |
And the sons of Jerahmeel the firstborn of Hezron> were, Ram> the firstborn, and Bunah>, and Oren>, and Ozem>, and Ahijah>. |
Ary ny zanakalahin' i Jeramela, lahimatoan' i Hezrona, dia Rama, lahimatoa, sy Bona sy Orena sy Ozema ary Ahia. |
Ny zanakalahin' i Jerameela lahimatoan' i Hesrona dia: Rama lahimatoany, Bonà, Aràna, Asoma, Akià. |
Yerahméel, fils aîné de Heçrôn>, eut des fils : Ram> son premier-né, Buna>, Orèn>, Oçem>, Ahiyya>. |
1Tt / 1Tan 2.26 |
Jerahmeel had also another wife, whose name was Atarah>; she was the mother of Onam>. |
Jeramela nanana vady hafa koa atao hoe Atara; izy no renin' i Onama. |
Nanambady hafa koa atao hoe Atarà, Jerameela; io no renin' i Onama. |
Yerahméel eut une autre femme du nom de Atara>; elle fut la mère d' Onam>. |
1Tt / 1Tan 2.27 |
And the sons of Ram> the firstborn of Jerahmeel were, Maaz>, and Jamin>, and Eker>. |
Ary ny zanakalahin' i Rama, lahimatoan' i Jeramela, dia Maza sy Jamina ary Ekera. |
Ny zanakalahin-dRama lahimatoan' i Jerameela dia ireto: Moosa, Jamina, Akora. |
Les fils de Ram>, premier-né de Yerahméel, furent Maaç>, Yamîn> et Éqer>. |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 2.33 |
And the sons of Jonathan>; Peleth>, and Zaza>. These were the sons of Jerahmeel. |
Ary ny zanakalahin' i Jonatana dia Paleta sy Zaza. Ireo no zanakalahin' i Jeramela. |
Zanakalahin' i Jonatàna: Faleta sy Zizà. Ireo no zanakalahin' i Jerameela. |
Fils de Yonatân> : Pélèt> et Zaza>. Tels furent les fils de Yerahméel. |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 2.42 |
Now the sons of Caleb> the brother of Jerahmeel were, Mesha> his firstborn, which was the father of Ziph>; and the sons of Mareshah> the father of Hebron>. |
Ary ny zanakalahin' i Kaleba, rahalahin' i Jeramela, dia Mesa, lahimatoa, razamben' ny any Zifa, sy ny zanakalahin' i Maresa, razamben' ny any Hebrona. |
Zanakalahin' i Kaleba rahalahin' i Jerameela: Mesà, lahimatoany, rain' i Zifa, sy ny zanakalahin' i Maresà, rain' i Hebrona. |
Fils de Caleb>, frère de Yerahméel : Mésha>, son premier-né; c' est le père de Ziph>. Son fils, Maresha>, père de Hébrôn>. |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 24.28 |
Of Mahli> came Eleazar>, who had no sons. |
Avy tamin' i Maly no nihavian' i Eleazara, izay tsy nanan-janakalahy. |
avy amin' i Kisa, ny zanakalahin' i Kisa: Jerameela. |
pour Mahli>, Éléazar> qui n' eut pas de fils; |
1Tt / 1Tan 24.29 |
Concerning Kish>: the son of Kish> was Jerahmeel. |
Ny amin' i Kisy, ny zananilahy dia Jeramela. |
Zanakalahin' i Mosì: Moholì, Edera ary Jerimota. |
pour Qish> : fils de Qish>, Yerahméel. |
|
|
Book of Jeremiah |
Jeremia |
Jeremia |
Livre de Jérémie |
... | ... | ... | ... | ... |
Jer / Jr 36.26 |
But the king commanded Jerahmeel the son of Hammelech>, and Seraiah> the son of Azriel>, and Shelemiah> the son of Abdeel>, to take Baruch> the scribe and Jeremiah> the prophet: but the Lord> hid them. |
Ary ny mpanjaka nandidy an' i Jeremela, zanak' andriana, sy Seraia, zanak' i Azriela, ary Selemia, zanak' i Abdela, hisambotra an' i Baroka mpanoratra sy Jeremia mpaminany; fa nafenin' i Jehovah izy roa lahy. |
Rahefa izany dia nodidian' ny mpanjaka Jermiely zanak' andriana, sy Saraiasa zanak' i Ezriely, ary Selemiasa zanak' i Abdeely, hisambotra an' i Baròka mpanoratra, sy Jeremia mpaminany, nefa nafenin' ny Tompo izy ireo. |
Et il ordonna à Yerahméel, fils du roi, à Serayahu>, fils de Azriel>, et à Shélémyahu>, fils de Abdéel>, de saisir Baruch>, le scribe, et Jérémie>, le prophète. Mais Yahvé> les avait cachés. |