|
|
|
|

Chapitres et versets citant Hasoma

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 2.19 The children of Hashum, two hundred twenty and three. ny taranak' i Hasoma dia telo amby roa-polo amby roan-jato; telo amby roapolo sy roan-jato ny taranak' i Hasoma; les fils de Hashum : 223;
...............
Ezr / Esd 10.33 Of the sons of Hashum; Mattenai, Mattathah, Zabad, Eliphelet, Jeremai, Manasseh, and Shimei. ny avy tamin' ny taranak' i Hasoma dia Matenay sy Matata sy Zabada sy Elifeleta sy Jeremay sy Manase ary Simey; tamin' ny taranak' i Hasoma; Matanaì, Matatà, Zabeda, Elifeleta, Jermaì, Manase, Semeì; des fils de Hashum : Mattenaï, Mattatta, Zabad, Eliphélèt, Yerémaï, Menassé, Shiméï;

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 7.22 The children of Hashum, three hundred twenty and eight. ny taranak' i Hasoma dia valo amby roa-polo amby telon-jato; valo amby roapolo sy telon-jato ny taranak' i Hasema; les fils de Hashum : 328;
...............
Neh / Ne 8.4 And Ezra the scribe stood upon a pulpit of wood, which they had made for the purpose; and beside him stood Mattithiah, and Shema, and Anaiah, and Urijah, and Hilkiah, and Maaseiah, on his right hand; and on his left hand, Pedaiah, and Mishael, and Malchiah, and Hashum, and Hashbadana, Zechariah, and Meshullam. Ary Ezra mpanora-dalàna nitsangana teo ambonin' ny lampihazo fitoriana, izay efa natao ho fitoriana izany; ary Matitia sy Sema sy Anaia sy Oria sy Hilkia ary Mahaseia no nitsangana teo anilany ankavanana; ary Pedaia sy Misaela sy Malkia sy Hasoma sy Hasbadana sy Zakaria ary Mesolama no teo anilany ankavia kosa. Teo ambony lampihazo vao narafitra hanaovana izany, no nitsangana Esdrasa mpanora-dalàna, ary ireto no teo anilany: ao an-kavanany, Matatiasa, Semeiasa, Aniasa, Oria, Helkiasa, Maasiasa; teo an-kaviany, Fadaiasa, Misaela, Melkiasa, Hasoma, Hasbadanà, Zakaria, Mosolama. Le scribe Esdras se tenait sur une estrade de bois, construite pour la circonstance; près de lui se tenaient : à sa droite, Mattitya, Shéma, Anaya, Uriyya, Hilqiyya et Maaséya, et, à sa gauche, Pedaya, Mishaèl, Malkiyya, Hashum, Hashbaddana, Zekarya et Meshullam.
...............
Neh / Ne 10.19 Hariph, Anathoth, Nebai, Hodia, Hasoma, Bezay, Odaiasa, Hasoma, Besaì, Hodiyya, Hashum, Béçaï,