|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 2.30 |
And the sons of Nadab>; Seled>, and Appaim: but Seled> died without children. |
Ary ny zanakalahin' i Nadaba dia Saleda sy Apaima; fa maty momba Saleda. |
Zanakalahin' i Nadaba: Saleda, sy Afaima. Maty tsy niteraka Saleda. |
Fils de Nadab> : Séled> et Éphraïm. Séled> mourut sans fils. |
1Tt / 1Tan 2.31 |
And the sons of Appaim; Ishi>. And the sons of Ishi>; Sheshan>. And the children of Sheshan>; Ahlai>. |
Ary ny zanakalahin' i Apaima dia Jisy Ary ny zanakalahin' i Jisy dia Sesana. Ary ny zanakalahin' i Sesana dia Ahelay. |
Zanakalahin' i Afaima: Jesì. Zanakalahin' i Jesì: Sesàna. Zanakalahin' i Sesàna: Oholaia. |
Fils d'Éphraïm> : Yishéï>; fils de Yishéï> : Shéshân>; fils de Shéshân> : Ahlaï>. |