|
|
Book of Nehemiah |
Nehemia |
Nehemia |
Livre de Néhémie |
... | ... | ... | ... | ... |
Neh / Ne 3.16 |
After him repaired Nehemiah the son of Azbuk>, the ruler of the half part of Bethzur>, unto the place over against the sepulchres of David>, and to the pool that was made, and unto the house of the mighty. |
Ary manarakaraka io dia namboatra koa Nehemia, zanak' i Azboka, komandin' ny antsasaky ny fehin' i Beti-zora, hatramin' ny teo amin' ny tandrifin' ireo fasan' i Davida ka hatramin' ny farihy izay natao ary hatramin' ny tranon' ny lehilahy mahery. |
Nanaraka azy, Nehemia zanak' i Azbaoka, lehiben' ny antsasaky ny faritanin' i Betsora, nanamboatra hatreo amin' ny tandrifin' ireo fasan' i Davida, hatreo amin' ilay dobo voarafitra sy hatreo amin' ny tranon' ny Lehilahy mahery. |
Après lui Néhèmya, fils d' Azbuq>, chef de la moitié du district de Bet-Cur>, répara jusqu' en face des tombeaux de David>, jusqu'à la citerne construite et jusqu'à la Maison des Preux. |