|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 4.12 |
And Eshton> begat Bethrapha>, and Paseah, and Tehinnah> the father of Irnahash>. These are the men of Rechah>. |
ary Estona niteraka an' i Betirafa sy Pasea ary Tehina, rain' Ir-nahasa. Ireo dia mponina tao Reka. |
Estona niteraka ny fokon-dRafah, Fesè sy Tehinnà, rain' ny tanàna Naasa. Ireo no olona ao Rekah. |
Eshtôn> engendra Bet-Rapha>, Paséah, Tehinna>, père de Ir-Nahash>. Tels sont les hommes de Rékab>. |
|
|
Book of Ezra |
Ezra |
Esdrasa |
Livre d'Esdras |
... | ... | ... | ... | ... |
Ezr / Esd 2.49 |
The children of Uzza>, the children of Paseah, the children of Besai>, |
ny taranak' i Oza, ny taranak' i Pasea, ny taranak' i Besay, |
ny taranak' i Azà, ny taranak' i Faseà, ny taranak' i Besea, |
les fils de Uzza>, les fils de Paséah, les fils de Bésaï>, |
|
|
Book of Nehemiah |
Nehemia |
Nehemia |
Livre de Néhémie |
... | ... | ... | ... | ... |
Neh / Ne 3.6 |
Moreover the old gate repaired Jehoiada> the son of Paseah, and Meshullam> the son of Besodeiah>; they laid the beams thereof, and set up the doors thereof, and the locks thereof, and the bars thereof. |
Ary ny vavahady taloha dia namboarin' i Joiada, zanak' i Pasea, sy Mesolama, zanak' i Besodia; izy roa lahy no nandatsaka ny rairainy sy ny lela-vavahadiny mbamin' ny hidiny sy ny vavombiny. |
Joiadà zanak' i Faseà, sy Mosolama zanak' i Besodiasa, no nanamboatra ny Vavahady Goga, nataony teo ny sakamandimby dia nalatsany ny lela vavahady, mbamin' ny karetsaka sy ny barany. |
Quant à la porte du Quartier> neuf, Yoyada>, fils de Paséah, et Meshullam>, fils de Besodya>, la réparèrent; ils en firent la charpente, fixèrent ses battants, verrous et barres. |
... | ... | ... | ... | ... |
Neh / Ne 7.51 |
The children of Gazzam>, the children of Uzza>, the children of Phaseah>, |
ny taranak' i Gazama, ny taranak' i Oza, ny taranak' i Pasea, |
ny taranak' i Gezema, ny taranak' i Azà, ny taranak' i Faseà, ny taranak' i Besea, |
les fils de Gazzam>, les fils d' Uzza>, les fils de Paséah, |