|
|
2nd Book of Kings |
2 Mpanjaka |
Mpanjaka II |
2ème Livre des Rois |
... | ... | ... | ... | ... |
2Mp 19.37 |
And it came to pass, as he was worshipping in the house of Nisroch> his god, that Adrammelech> and Sharezer his sons smote him with the sword: and they escaped into the land of Armenia>. And Esarhaddon> his son reigned in his stead. |
Ary raha niankohoka tao an-tranon' i Nisroka andriamaniny izy, dia nasian' i Adrameleka sy Sarezera zananilahy ny sabatra izy; ary dia afaka nandositra nankany amin' ny tany Ararata izy mirahalahy. Ary Esara-hadona zananilahy no nanjaka nandimby azy. |
Ary raha ilay niankohoka teo an-tranon' i Nesraoka andriamaniny iny izy, dia novonoin' i Adramelaka sy Sarasara zanany lahy tamin' ny sabatra, ka nandositra nankany amin' ny tany Ararata ireo. Dia Asaradona zanany no nanjaka nandimby azy. |
Un jour qu' il était prosterné dans le temple de Nisrok>, son dieu, ses fils Adrammélek> et Saréçer le frappèrent avec l'épée et se sauvèrent au pays d' Ararat>. Asarhaddon>, son fils, devint roi à sa place. |
|
|
Book of Isaiah |
Isaia |
Izaia |
Livre d'Isaïe |
... | ... | ... | ... | ... |
Isa / Iz 37.38 |
And it came to pass, as he was worshipping in the house of Nisroch> his god, that Adrammelech> and Sharezer his sons smote him with the sword; and they escaped into the land of Armenia>: and Esarhaddon> his son reigned in his stead. |
Ary raha niankohoka tao an-tranon' i Nisroka andriamaniny izy, dia nokapain' i Adrameleka sy Sarezera zananilahy ny sabatra izy; ary dia afaka nandositra ho any amin' ny tany Ararata izy mirahalahy; ary Esara-hadona zananilahy no nanjaka nandimby azy. |
ka nitoetra tany Niniva. Fa raha ilay niankohoka tao an-tranon' i Nesroka, andriamaniny iny izy, dia nokapain' i Adrameleky sy Sarasara, zanany lahy, tamin' ny sabatra, ka nandositra tany amin' ny tanin' ny Ararata izy ireo, dia Asarhaddona, zanany lahy, no nanjaka nandimby azy. |
Un jour qu' il était prosterné dans le temple de Nisrok>, son dieu, ses fils Adrammélek> et Saréçer le frappèrent de l'épée et se sauvèrent au pays d' Ararat>. Assarhaddon>, son fils, devint roi à sa place. |