|
|
Genesis |
Fiandohana na Genesisy |
Fiandohana na Jenezy |
La Genèse |
... | ... | ... | ... | ... |
Gen / Jen 10.11 |
Out of that land went forth Asshur>, and builded Nineveh>, and the city Rehoboth>, and Calah, |
Ary nivoaka avy tamin' izany tany izany izy ka nankany Asyria, dia nanorina an' i Ninive mbamin' i Rehobot-ira sy Kala |
Avy ao amin' io tany io izy dia nankany Asora, ka nanorina an' i Niniva, Rekobota-Ira, Kale, |
De ce pays sortit Ashshur>, et il bâtit Ninive>, Rehobot-Ir>, Kalah, |
Gen / Jen 10.12 |
And Resen> between Nineveh> and Calah: the same is a great city. |
ary Resena teo anelanelan' i Ninive sy Kala, dia ilay tanàna lehibe izany. |
ary Resena anelanelan' i Niniva sy Kale; io no ilay tanàna lehibe. |
et Rèsèn> entre Ninive> et Kalah c' est la grande ville . |