|
|
Genesis |
Fiandohana na Genesisy |
Fiandohana na Jenezy |
La Genèse |
... | ... | ... | ... | ... |
Gen / Jen 10.11 |
Out of that land went forth Asshur>, and builded Nineveh>, and the city Rehoboth, and Calah>, |
Ary nivoaka avy tamin' izany tany izany izy ka nankany Asyria, dia nanorina an' i Ninive mbamin' i Rehobot-ira sy Kala |
Avy ao amin' io tany io izy dia nankany Asora, ka nanorina an' i Niniva, Rekobota-Ira, Kale, |
De ce pays sortit Ashshur>, et il bâtit Ninive>, Rehobot-Ir, Kalah>, |
... | ... | ... | ... | ... |
Gen / Jen 26.22 |
And he removed from thence, and digged another well; and for that they strove not: and he called the name of it Rehoboth; and he said, For now the Lord> hath made room for us, and we shall be fruitful in the land. |
Dia nifindra niala teo izy ka nihady lavaka fantsakana hafa koa indray; fa io kosa tsy mba niadiany; koa ny anarany dia nataony hoe Rehobota; fa hoy izy: Efa nomen' i Jehovah toerana malalaka isika ankehitriny, dia hihamaro eo amin' ny tany. |
Dia niala teo izy ka nihady lavaka fantsakàna hafa indray, izay vao tsy niadina intsony, ka nataony hoe Rekobota ny anarany: Satria, hoy izy, efa nomen' ny Tompo toera-malalaka isika, ka hiadana amin' ny tany. |
Alors il partit de là et creusa un autre puits, et il n' y eut pas de dispute à son propos; il le nomma Rehobot et dit : Maintenant Yahvé> nous a donné le champ libre pour que nous prospérions dans le pays. |
... | ... | ... | ... | ... |
Gen / Jen 36.37 |
And Samlah> died, and Saul> of Rehoboth by the river reigned in his stead. |
Ary maty Samla, dia nanjaka nandimby azy Saoly avy tany Rehobota eo amoron' ny Ony. |
Maty Semlà, ary Saola avy any Rohobota, amin' ny Ony, no nanjaka nandimby azy. |
Samla> mourut et à sa place régna Shaûl>, de Rehobot-ha-Nahar. |
|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 1.48 |
And when Samlah> was dead, Shaul> of Rehoboth by the river reigned in his stead. |
Ary maty Samla, dia nanjaka nandimby azy Saoly avy any Rehobota eo amoron' ny Ony. |
Maty Semlà, ka Saola avy any Rohobota, amoron' ny Ony, no nanjaka nandimby azy. |
Samla> mourut et à sa place régna Shaûl> de Rehobot-ha-Nahar>. |