|
|
|
|

Chapitres et versets citant Loda

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 10.13 And Mizraim begat Ludim, and Anamim, and Lehabim, and Naphtuhim, Ary Mizraima niteraka ny Lodita sy ny Anamita sy ny Lehabita sy ny Naftohita Mesraima niteraka ny Lodima, ny Anamima, ny Laabima, ny Neftoima, Miçrayim engendra les gens de Lud, de Anam, de Lehab, de Naphtuh,
...............
Gen / Jen 10.22 The children of Shem; Elam, and Asshur, and Arphaxad, and Lud, and Aram. Ny zanakalahin' i Sema dia Elama sy Asyra sy Arpaksada sy Loda ary Arama. Zanak' i Sema: Elama, Asora, Arfaksada, Loda, ary Arama. Fils de Sem : Élam, Ashshur, Arpakshad, Lud, Aram.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 1.17 The sons of Shem; Elam, and Asshur, and Arphaxad, and Lud, and Aram, and Uz, and Hul, and Gether, and Meshech. Ny zanakalahin' i Sema dia Elama sy Asyra sy Arpahada sy Loda sy Arama sy Oza sy Hola sy Gatera ary Maseka. Zanak' i Sema: Elama, Asora, Arfaksada, Loda, Arana, Hosa, Hola, Getera ary Mosaoka. Fils de Sem : Élam, Ashshur, Arpakshad, Lud et Aram. Fils d' Aram : Uç, Hul, Géter et Méshek.
...............
1Tt / 1Tan 8.12 The sons of Elpaal; Eber, and Misham, and Shamed, who built Ono, and Lod, with the towns thereof: Ary ny zanakalahin' i Elpala dia Ebera sy Misama ary Samera, izay nanorina an' i Ono sy Loda sy ny zana-bohiny; Zanakalahin' i Elfaala: Hebera, Misaama ary Samada, izay nanorina an' i Onao sy Loda mbamin' ny tanàna momba azy. Fils d' Elpaal : Éber, Mishéam et Shémed : c' est lui qui bâtit Ono, et Lod avec ses dépendances.

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 2.33 The children of Lod, Hadid, and Ono, seven hundred twenty and five. ny zanak' i Loda sy Hadida ary Ono dia dimy amby roa-polo amby fiton-jato; dimy amby roapolo sy fiton-jato, ny taranak' i Loda sy Hadida ary Honao; les fils de Lod, Hadid et Ono : 725;

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 7.37 The children of Lod, Hadid, and Ono, seven hundred twenty and one. ny zanak' i Loda sy Hadida ary Ono dia iraika amby roa-polo amby fiton-jato; iraika amby roapolo sy fiton-jato ny zanak' i Loda sy Hadida ary Onao; les fils de Lod, Hadid et Ono : 721;
...............
Neh / Ne 11.34 Hadid, Zeboim, Neballat, sy Hadida sy Zeboima sy Nebala Seboima, Nebalata, Loda, Hadid, Ceboyim, Neballat,
Neh / Ne 11.35 Lod, and Ono, the valley of craftsmen. sy Loda sy Ono, lohasahan' ny mahay tao-zavatra. ary Onao, amin' ny lohasahan' ny Mpanao taozavatra. Lod et Ono, et le val des Artisans.

  Book of Isaiah Isaia Izaia Livre d'Isaïe
...............
Isa / Iz 66.19 And I will set a sign among them, and I will send those that escape of them unto the nations, to Tarshish, Pul, and Lud, that draw the bow, to Tubal, and Javan, to the isles afar off, that have not heard my fame, neither have seen my glory; and they shall declare my glory among the Gentiles. Ary hasiako famantarana eo aminy, Ary izay afaka mandositra dia hirahiko ho any amin' ny jentilisa, Dia ho any Tarsisy sy Pola ary Lydia, izay manenjana tsipìka, Ary ho any Tobala sy Javana, Dia ho any amin' ireo nosy lavitra izay tsy mbola nandre ny lazako; Na nahita ny voninahitro, Ary hitory ny voninahitro any amin' ny jentilisa izy. ary hanao fahagagana eo amin' izy ireo aho. Ary ny afa-nandositra taminy dia hanirahako ho any amin' ny firenena, any Tarsisa, Fola, Loda mpandefa zana-tsipika, Tobala sy Javana, ary any amin' ireo nosy lavitra, tsy mbola nandre ny lazako akory, na nahita ny voninahitro; dia hitory ny voninahitro any amin' ny firenena ireo. Je mettrai chez elles un signe et j' enverrai de leurs survivants vers les nations : vers Tarsis, Put, Lud, Méshek, Tubal et Yavân, vers les îles éloignées qui n' ont pas entendu parler de moi, et qui n' ont pas vu ma gloire. Ils feront connaître ma gloire aux nations,