|
|
|
|

Chapitres et versets citant Jesì

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 2.31 And the sons of Appaim; Ishi. And the sons of Ishi; Sheshan. And the children of Sheshan; Ahlai. Ary ny zanakalahin' i Apaima dia Jisy Ary ny zanakalahin' i Jisy dia Sesana. Ary ny zanakalahin' i Sesana dia Ahelay. Zanakalahin' i Afaima: Jesì. Zanakalahin' i Jesì: Sesàna. Zanakalahin' i Sesàna: Oholaia. Fils d'Éphraïm : Yishéï; fils de Yishéï : Shéshân; fils de Shéshân : Ahlaï.
...............
1Tt / 1Tan 4.20 And the sons of Shimon were, Amnon, and Rinnah, Benhanan, and Tilon. And the sons of Ishi were, Zoheth, and Benzoheth. Ary ny zanakalahin' i Simona dia Amnona sy Rina sy Ben-hanana ary Tilona. Ary ny zanakalahin' i Jisy dia Zoheta sy Ben-zoheta. Zanakalahin' i Simona: Amnona, Rinnà, Ben-Hanàna ary Tilòna. Zanakalahin' i Jesì: Zoheta sy Ben-Zoheta. Fils de Shimôn : Amnôn, Rinna, Ben-Hanân, Tilôn. Fils de Yishéï : Zohet et Ben-Zohet.
...............
1Tt / 1Tan 4.42 And some of them, even of the sons of Simeon, five hundred men, went to mount Seir, having for their captains Pelatiah, and Neariah, and Rephaiah, and Uzziel, the sons of Ishi. Ary nisy lehilahy dimam-jato tamin' ny taranak' i Simeona nankany amin' ny tendrombohitra Seira ka nanana an' i Peletia sy Nearia sy Refaia ary Oziela, zanakalahin' i Jisy, ho mpifehy azy. Nisy taranak' i Simeona koa, diman-jato lahy no isany, nankany amin' ny tendrombohitra Seira. Faltiasa, Naariasa, Rafaiasa, ary Oziela, zanak' i Jesì, no filohan' ireo. Certains d' entre eux, appartenant aux fils de Siméon, gagnèrent la montagne de Séïr : cinq cents hommes ayant à leur tête Pelatya, Nearya, Rephaya, Uzziel, les fils de Yishéï.
...............
1Tt / 1Tan 5.24 And these were the heads of the house of their fathers, even Epher, and Ishi, and Eliel, and Azriel, and Jeremiah, and Hodaviah, and Jahdiel, mighty men of valour, famous men, and heads of the house of their fathers. Ary izao no lohan' ny fianakaviany: Efera sy Jisy sy Eliala sy Azriela sy Jeremia sy Hodavia ary Jadiela; lehilahy mahery ireo ary malaza sady samy lohan' ny fianakaviany avy. Ireto no lohany amin' ny fianakaviany: Efera, Jesì, Ezriela, Jeremià, Odoià, ary Jediela, lehilahy matanjaka sy mahery, lehilahy malaza, lohan' ny fokom-pianakaviany avy. Voici les chefs de leurs familles : Épher, Yishéï, Éliel, Azriel, Yirmeya, Hodavya, Yahdiel. C'étaient des preux valeureux, des hommes renommés, chefs de leurs familles.