|
|
Genesis |
Fiandohana na Genesisy |
Fiandohana na Jenezy |
La Genèse |
... | ... | ... | ... | ... |
Gen / Jen 36.11 |
And the sons of Eliphaz> were Teman>, Omar>, Zepho>, and Gatam, and Kenaz>. |
Ary ny zanakalahin' i Elifaza dia Temana sy Omara sy Zefo sy Gatama ary Kenaza. |
Ny zanakalahin' i Elifaza dia Temàna, Omara, Sefao, Gatama ary Seneza. |
Les fils d'Éliphaz> furent : Témân>, Omar>, Çepho>, Gatam, Qenaz>. |
... | ... | ... | ... | ... |
Gen / Jen 36.16 |
Duke> Korah>, duke Gatam, and duke Amalek>: these are the dukes that came of Eliphaz> in the land of Edom>; these were the sons of Adah>. |
sy Kora loham-pireneny sy Gatama loham-pireneny ary Amaleka loham-pireneny. Ireo no loham-pireneny avy tamin' i Elifaza tany amin' ny tany Edoma; ireo no zanak' i Ada. |
Kore, loham-pirenena; Gathama, loham-pirenena; Amaleka, loham-pirenena. Ireo no loham-pirenena avy amin' i Elifaza amin' i Edoma. Zanak' i Adà ireo. |
le chef Gatam, le chef Amaleq>. Tels sont les chefs d'Éliphaz> au pays d'Édom>, tels sont les fils d' Ada>. |
|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 1.36 |
The sons of Eliphaz>; Teman>, and Omar>, Zephi>, and Gatam, Kenaz>, and Timna>, and Amalek>. |
Ny zanak' i Elifaza dia Temana sy Omara sy Zefo sy Gatama sy Kenaza sy Timna ary Amaleka. |
Zanak' i Elifaza: Temàna, Omara, Sefè, Gatàna, Seneza, Tamnà; |
Fils d'Éliphaz> : Témân>, Omar>, Çephi>, Gaétam>, Qenaz>, Timna>, Amaleq>. |