|
|
Genesis |
Fiandohana na Genesisy |
Fiandohana na Jenezy |
La Genèse |
... | ... | ... | ... | ... |
Gen / Jen 36.39 |
And Baalhanan> the son of Achbor> died, and Hadar> reigned in his stead: and the name of his city was Pau; and his wife' s name was Mehetabel>, the daughter of Matred>, the daughter of Mezahab>. |
Ary maty Bala-hanana, zanak' i Akbora; dia nanjaka nandimby azy Hadara; ary Pao no anaran' ny tanànany; ary ny anaran' ny vadiny dia Mehetabela, zanakavavin' i Matreda, zanakavavin' i Me-zahaba. |
Maty Balanàna, zanak' i Akora, dia nanjaka nandimby azy Hadara, ka ny anaran' ny tanànany dia Faho ary ny anaran' ny vadiny dia Meetabela, zanakavavin' i Matreda, zanakavavin' i Mezaaba. |
Baal-Hanân>, fils d' Akbor>, mourut et à sa place régna Hadad>; sa ville s' appelait Paü; sa femme s' appelait Mehétabéel>, fille de Matred>, de Mé-Zahab>. |
|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 1.50 |
And when Baalhanan> was dead, Hadad> reigned in his stead: and the name of his city was Pai>; and his wife' s name was Mehetabel>, the daughter of Matred>, the daughter of Mezahab>. |
Ary maty Bala-hanana, dia nanjaka nandimby azy Hadada; ary Pao no anaran' ny tanànany; ary ny anaran' ny vadiny dia Mehetabela, zanakavavin' i Matreda, zanakavavin' i Me-zahaba. |
Maty Balanana ka Hadada no nanjaka nandimby azy; Fao no anaran-tanànany, ary ny anaran' ny vadiny dia Meetabela, zanakavavin' i Matreda, zanakavavin' i Mezaaba. |
Baal-Hanân> mourut et à sa place régna Hadad>. Sa ville s' appelait Paï>; sa femme s' appelait Mehétabéel>, fille de Matred> de Mé-Zahab>. |