|
|
Numbers |
Fanisana na Nomery |
Fanisana |
Les Nombres |
... | ... | ... | ... | ... |
Nom / Fan 21.10 |
And the children of Israel> set forward, and pitched in Oboth. |
Ary ny Zanak' Isiraely nifindra ka nitoby tao Obota. |
Niainga ny zanak' Israely, ka nitoby tao Obota; |
Les Israélites> partirent et campèrent à Obot. |
Nom / Fan 21.11 |
And they journeyed from Oboth, and pitched at Ijeabarim>, in the wilderness which is before Moab>, toward the sunrising. |
Ary nony niala tao Obota, izy, dia nitoby tao Ie-abarima, tany amin' ny efitra izay mifanolotra amin' i Moaba, tandrifin' ny fiposahan' ny masoandro. |
Niala tao Obota izy, dia nitoby tao Jeabarima ao amin' ny efitra mifanandrify amin' i Moaba, ao amin' ny fiposahan' ny masoandro. |
Puis ils partirent d' Obot et campèrent à Iyyé-ha-Abarim>, dans le désert qui confine à Moab>, du côté du soleil levant. |
... | ... | ... | ... | ... |
Nom / Fan 33.43 |
And they departed from Punon>, and pitched in Oboth. |
Ary nony niala tao Ponona izy, dia nitoby tao Obota. |
Niala tao Fonona izy, dia nitoby tao Obota. |
Ils partirent de Punôn> et campèrent à Obot. |
Nom / Fan 33.44 |
And they departed from Oboth, and pitched in Ijeabarim>, in the border of Moab>. |
Ary nony niala tao Obota izy, dia nitoby tao Ie-abarima tao amin' ny faritanin' i Moaba. |
Niala tao Obota izy, dia nitoby tao Ije-Abarima, amin' ny sisin-tanin' i Moaba. |
Ils partirent de Obot et campèrent sur le territoire de Moab> à Iyyé-ha-Abarim>. |