|
|
|
|

Chapitres et versets citant Pagiela

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 1.13 Of Asher; Pagiel the son of Ocran. ny avy amin' i Asera dia Fagiela, zanak' i Okrana; ny amin' i Azera: Fegiela zanak' i Okrana; Pour Asher, Pagiel, fils d' Okrân.
...............
Nom / Fan 2.27 And those that encamp by him shall be the tribe of Asher: and the captain of the children of Asher shall be Pagiel the son of Ocran. Ary ny hitoby eo anilany dia ny firenen' i Asera; ary ny lohan' ny taranak' i Asera dia Pagiela, zanak' i Okrana; Ny fokon' i Asera no hitoby eo anilany. Ny filohan' ny taranak' i Asera dia Fegiela zanak' i Okrana, Campent près de lui :La tribu d' Asher. Prince des fils d' Asher : Pagiel, fils d' Okrân.
...............
Nom / Fan 7.72 On the eleventh day Pagiel the son of Ocran, prince of the children of Asher, offered: Ary tamin' ny andro fahiraika ambin' ny folo dia Pagiela, zanak' i Okrana, lohan' ny taranak' i Asera. no nanatitra. Tamin' ny andro faharaika ambin' ny folo, an' i Fegiela, zanak' i Okarana, filohan' ny zanak' i Asera; Celui qui apporta son offrande le onzième jour fut Pagiel, fils d' Okrân, prince des fils d' Asher.
...............
Nom / Fan 7.77 And for a sacrifice of peace offerings, two oxen, five rams, five he goats, five lambs of the first year: this was the offering of Pagiel the son of Ocran. ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak' ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr' i Pagiela, zanak' i Okrana. ary omby roa, ondralahy dimy, osilahy dimy, zanak' ondry dimy, efa iray taona, ho sorom-pihavanana. Ireo no fanatitr' i Fegiela zanak' i Okrana. et pour le sacrifice de communion, deux boeufs, cinq béliers, cinq boucs, cinq agneaux d' un an. Telle fut l' offrande de Pagiel, fils d' Okrân.
...............
Nom / Fan 10.26 And over the host of the tribe of the children of Asher was Pagiel the son of Ocran. Ary Pagiela, zanak' i Okrana, no mpifehy ny antokon' ny firenena taranak' i Asera. ny antokon' ny fokon' ny zanak' i Azera dia nofehezin' i Fegiela zanak' i Okdrana; à la tête du contingent de la tribu des fils d' Asher selon leurs unités, était Pagiel, fils d' Okrân ;