|
|
Judges |
Mpitsara |
Mpitsara |
Livre des Juges |
... | ... | ... | ... | ... |
Mts / Mpits 12.8 |
And after him Ibzan of Bethlehem> judged Israel>. |
Ary Ibzana, avy any Betlehema, no nitsara ny Isiraely nandimby an' i Jefta. |
Ary taorian' izy io dia Abesàna, avy any Betleema, no mpitsara tamin' Israely. |
Après lui Ibçân de Bethléem> fut juge en Israël>. |
... | ... | ... | ... | ... |
Mts / Mpits 12.10 |
Then died Ibzan, and was buried at Bethlehem>. |
Dia maty Ibzana ka nalevina tany Betlehema. |
Rahefa izany dia maty Abesàna ka nalevina tany Betleema. |
Puis Ibçân mourut et il fut enseveli à Bethléem>. |