|
|
Joshua |
Josoa |
Josoe |
Livre de Josué |
... | ... | ... | ... | ... |
Jos 19.15 |
And Kattath>, and Nahallal, and Shimron>, and Idalah>, and Bethlehem>: twelve cities with their villages. |
Ary Katata sy Nahalola sy Simrona sy Idala sy Betlehema, dia tanàna roa ambin' ny folo sy ny zana-bohiny. |
Ny tanàna dia Kateta, Naalola, Semerona, Jedalà sy Betilehema, tanàna roa ambin' ny folo ary ny zanabohiny. |
avec Qattat>, Nahalal, Shimrôn>, Yiréala> et Bethléem> : douze villes avec leurs villages. |
... | ... | ... | ... | ... |
Jos 21.35 |
Dimnah> with her suburbs, Nahalal> with her suburbs; four cities. |
ary Dimna sy ny tany manodidina azy ary Nahalola sy ny tany manodidina azy, dia tanàna efatra; |
Damnà sy ny manodidina azy, Naalola sy ny manodidina azy: tanàna efatra. |
Rimmôn> et ses pâturages, et Nahalal> et ses pâturages : quatre villes. |
|
|
Judges |
Mpitsara |
Mpitsara |
Livre des Juges |
... | ... | ... | ... | ... |
Mts / Mpits 1.30 |
Neither did Zebulun> drive out the inhabitants of Kitron>, nor the inhabitants of Nahalol; but the Canaanites> dwelt among them, and became tributaries. |
Zebolona tsy nandroaka ny mponina tany Kitrona, na ny mponina tany Nahalola; fa nonina teo aminy ny Kananita ka nampanaovina fanompoana. |
Zabolona tsy nandroaka ny mponina tao Setrona, na ny mponina tao Naalola, ka nonina teo amin' i Zabolona ny Kananeana, fa nampandoaviny hetra. |
Zabulon> ne déposséda pas les habitants de Qitrôn>, ni ceux de Nahalol. Les Cananéens> demeurèrent au milieu de Zabulon>, mais ils furent astreints à la corvée. |