|
|
1st Samuel |
1 Samoela |
Samoela I |
1er Livre de Samuel |
... | ... | ... | ... | ... |
1Sm / 1Sam 15.4 |
And Saul> gathered the people together, and numbered them in Telaim, two hundred thousand footmen, and ten thousand men of Judah>. |
Ary Saoly namory ny olona ka nandamina azy tao Telaima, dia roa hetsy ny mandeha an-tongotra, ary iray alina ny lehilahy amin' ny Joda. |
Nampandrenesin' i Saola ny vahoaka izany: dia nampanaoviny matso tany Telaima izy ireo, ka roa hetsy ny miaramila an-tongotra nisainy, ary iray alina ny lehilahy amin' i Jodà. |
Saül> convoqua le peuple et le passa en revue à Télam> : deux cent mille fantassins et dix mille hommes de Juda> . |