|
|
Numbers |
Fanisana na Nomery |
Fanisana |
Les Nombres |
... | ... | ... | ... | ... |
Nom / Fan 13.11 |
Of the tribe of Joseph>, namely, of the tribe of Manasseh>, Gaddi> the son of Susi>. |
avy tamin' ny firenen' i Josefa, tamin' ny firenen' i Manase, dia Gady, zanak' i Sosy; |
Gadì, zanak' i Sozì, avy amin' ny fokon' i Josefa, fokon' i Manase; |
pour la tribu de Joseph>, pour la tribu de Manassé>, Gaddi>, fils de Susi> ; |
|
|
2nd Book of Kings |
2 Mpanjaka |
Mpanjaka II |
2ème Livre des Rois |
... | ... | ... | ... | ... |
2Mp 15.14 |
For Menahem> the son of Gadi went up from Tirzah>, and came to Samaria>, and smote Shallum> the son of Jabesh> in Samaria>, and slew him, and reigned in his stead. |
Fa Menahema, zanak' i Gady, niakatra avy tany Tirza ka nankany Samaria, dia namely an' i Saloma, zanak' i Jabesy, tany Samaria ka nahafaty azy ary nanjaka nandimby azy. |
Fa niakatra avy any Tersà, i Manahema zanak' i Gadì, ary nony tonga tao Samaria dia namely nahafaty an' i Seloma zanak' i Jabesa tao Samaria ihany izy, ka nanjaka nandimby azy. |
Menahem> fils de Gadi monta de Tirça>, entra à Samarie>, y frappa à mort Shallum> fils de Yabesh> et devint roi à sa place. |
... | ... | ... | ... | ... |
2Mp 15.17 |
In the nine and thirtieth year of Azariah> king of Judah> began Menahem> the son of Gadi to reign over Israel>, and reigned ten years in Samaria>. |
Tamin' ny taona fahasivy amby telo-polo nanjakan' i Azaria, mpanjakan' ny Joda, no vao nanjakan' i Menahema, zanak' i Gady, tamin' ny Isiraely, ary nanjaka folo taona tao Samaria izy. |
Tamin' ny taona fahasivy amby telopolo nanjakan' i Azariasa tamin' i Jodà no vao tonga mpanjaka tamin' Israely kosa Manahema zanak' i Gadì. Folo taona no nanjakany tao Samaria. |
En la trente-neuvième année d' Ozias>, roi de Juda>, Menahem> fils de Gadi devint roi sur Israël>; il régna dix ans à Samarie>. |