|
|
2nd Book of Kings |
2 Mpanjaka |
Mpanjaka II |
2ème Livre des Rois |
... | ... | ... | ... | ... |
2Mp 21.19 |
Amon> was twenty and two years old when he began to reign, and he reigned two years in Jerusalem>. And his mother' s name was Meshullemeth>, the daughter of Haruz> of Jotbah. |
Roa amby roa-polo taona Amona, fony izy vao nanjaka, ary roa taona no nanjakany tany Jerosalema, Ary ny anaran-dreniny dia Mesolemeta, zanakavavin' i Haroza, avy any Jotba. |
Roa amby roapolo taona Amona fony tonga mpanjaka, ary nanjaka roa taona tao Jerosalema izy. Ny anaran-dreniny dia Mesalemeta, zanak' i Harosa, avy any Jeteba. |
Amon> avait 22 ans à son avènement et il régna deux ans à Jérusalem>; sa mère s' appelait Meshullémèt>, fille de Haruç>, et était de Yotba. |