|
|
2nd Book of Kings |
2 Mpanjaka |
Mpanjaka II |
2ème Livre des Rois |
... | ... | ... | ... | ... |
2Mp 15.2 |
Sixteen years old was he when he began to reign, and he reigned two and fifty years in Jerusalem>. And his mother' s name was Jecholiah of Jerusalem>. |
Enina ambin' ny folo taona izy, fony vao nanjaka, ary roa amby dimam-polo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Jekolia, avy any Jerosalema. |
Vao enina ambin' ny folo taona izy, dia tonga mpanjaka, ary roa amby dimampolo taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Jekelia, avy ao Jerosalema. |
Il avait seize ans à son avènement et régna 52 ans à Jérusalem>; sa mère s' appelait Yekolyahu et était de Jérusalem>. |
|
|
2nd Book of Chronicles |
2 Tantara |
Tantara II |
2ème Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
2Tt / 2Tan 26.3 |
Sixteen years old was Uzziah> when he began to reign, and he reigned fifty and two years in Jerusalem>. His mother' s name also was Jecoliah> of Jerusalem>. |
Enina ambin' ny folo taona Ozia, fony izy vao nanjaka, ary roa amby dimam-polo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Jekolia, avy any Jerosalema. |
Enina ambin' ny folo taona Oziasa fony vao nanjaka, ary roa amby dimampolo taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Jekelià, avy ao Jerosalema. |
Ozias> avait seize ans à son avènement et il régna cinquante-deux ans à Jérusalem>; sa mère s' appelait Yekolyahu et était de Jérusalem>. |