|
|
Genesis |
Fiandohana na Genesisy |
Fiandohana na Jenezy |
La Genèse |
... | ... | ... | ... | ... |
Gen / Jen 36.39 |
And Baalhanan> the son of Achbor> died, and Hadar> reigned in his stead: and the name of his city was Pau>; and his wife' s name was Mehetabel, the daughter of Matred>, the daughter of Mezahab>. |
Ary maty Bala-hanana, zanak' i Akbora; dia nanjaka nandimby azy Hadara; ary Pao no anaran' ny tanànany; ary ny anaran' ny vadiny dia Mehetabela, zanakavavin' i Matreda, zanakavavin' i Me-zahaba. |
Maty Balanàna, zanak' i Akora, dia nanjaka nandimby azy Hadara, ka ny anaran' ny tanànany dia Faho ary ny anaran' ny vadiny dia Meetabela, zanakavavin' i Matreda, zanakavavin' i Mezaaba. |
Baal-Hanân>, fils d' Akbor>, mourut et à sa place régna Hadad>; sa ville s' appelait Paü>; sa femme s' appelait Mehétabéel, fille de Matred>, de Mé-Zahab>. |
|
|
1st Book of Chronicles |
1 Tantara |
Tantara I |
1er Livre des Chroniques |
... | ... | ... | ... | ... |
1Tt / 1Tan 1.50 |
And when Baalhanan> was dead, Hadad> reigned in his stead: and the name of his city was Pai>; and his wife' s name was Mehetabel>, the daughter of Matred>, the daughter of Mezahab>. |
Ary maty Bala-hanana, dia nanjaka nandimby azy Hadada; ary Pao no anaran' ny tanànany; ary ny anaran' ny vadiny dia Mehetabela, zanakavavin' i Matreda, zanakavavin' i Me-zahaba. |
Maty Balanana ka Hadada no nanjaka nandimby azy; Fao no anaran-tanànany, ary ny anaran' ny vadiny dia Meetabela, zanakavavin' i Matreda, zanakavavin' i Mezaaba. |
Baal-Hanân> mourut et à sa place régna Hadad>. Sa ville s' appelait Paï>; sa femme s' appelait Mehétabéel, fille de Matred> de Mé-Zahab>. |
|
|
Book of Nehemiah |
Nehemia |
Nehemia |
Livre de Néhémie |
... | ... | ... | ... | ... |
Neh / Ne 6.10 |
Afterward I came unto the house of Shemaiah> the son of Delaiah> the son of Mehetabeel, who was shut up; and he said, Let us meet together in the house of God>, within the temple, and let us shut the doors of the temple: for they will come to slay thee; yea, in the night will they come to slay thee. |
Ary izaho dia tonga tao an-tranon' i Semaia, zanak' i Delaia, zanak' i Mehetabela, izay nihidy trano tao; dia hoy izy: Andeha isika hiditra ao an-tranon' Andriamanitra ao anatin' ny tempoly, ary aoka harindrintsika ny varavarana, fa ho avy hamono anao izy, eny, ho avy alina hamono anao izy. |
Ary nankao amin' i Semaiasa zanak' i Dalaiasa, zanak' i Metabeela aho. Nihidy aman-trano izy, ary izao no nolazainy tamiko: Andeha isika hiara-mankao an-tranon' Andriamanitra eo anatin' ny tempoly, fa tamy hamono anao ny olona; ary amin' ny alina no hahatongavan' ny olona hamono anao. |
Un jour j'étais allé chez Shemaya>, fils de Delaya>, fils de Mehétabéel, qui se trouvait empêché. Il prononça "Rendons-nous> au Temple de Dieu>, à l' intérieur du sanctuaire fermons bien les portes du sanctuaire, car on va venir pour te tuer, oui, cette nuit, on viendra te tuer!" |