|
|
Book of Nehemiah |
Nehemia |
Nehemia |
Livre de Néhémie |
... | ... | ... | ... | ... |
Neh / Ne 3.4 |
And next unto them repaired Meremoth> the son of Urijah>, the son of Koz>. And next unto them repaired Meshullam> the son of Berechiah>, the son of Meshezabeel. And next unto them repaired Zadok> the son of Baana>. |
Ary manarakaraka ireo dia namboatra koa Meremota.zanak' i Oria, zanak' i Hakoza. Ary manarakaraka io dia namboatra koa Mesolama, zanak' i Berekia, zanak' i Mesezabela. Ary manarakaraka io dia namboatra koa Zadoka, zanak' i Bana. |
ary teo anilany dia Merimota zanak' i Oria, zanak' i Akosa no nanamboatra; ary teo anilany dia Mosolama zanak' i Barakia, zanak' i Mesezebela, no nanamboatra; ary teo anilany dia Sadaoka zanak' i Baanà no nanamboatra; |
A leur suite répara Merémot>, fils d' Uriyya>, fils d' Haqqoç>; à sa suite répara Meshullam>, fils de Bérékya>, fils de Meshèzabéel>; à sa suite répara Sadoq>, fils de Baana>. |
... | ... | ... | ... | ... |
Neh / Ne 10.22 |
Pelatiah>, Hanan>, Anaiah>, |
Mesezabela, Zadoka, Jadoa, |
Mesezabela, Sadaoka, Jedoà, |
Meshézabéel, Sadoq>, Yaddua>, |
... | ... | ... | ... | ... |
Neh / Ne 11.24 |
And Pethahiah> the son of Meshezabeel, of the children of Zerah> the son of Judah>, was at the king' s hand in all matters concerning the people. |
Ary Petahia, zanak' i Mesezabela, isan' ny taranak' i Zera, zanak' i Joda, dia teo anilan' ny mpanjaka hitandrina ny raharaha rehetra ny amin' ny olona. |
Faratiasa zanak' i Mesezebela, isan-taranak' i Zarà, zanak' i Jodà kosa no mpanao raharahan' ny mpanjaka, amin' ny raharaha rehetra momba ny vahoaka. |
Petahya>, fils de Meshézabéel, qui appartenait aux fils de Zérah>, fils de Juda>, était à la disposition du roi pour toutes les affaires du peuple. |