|
|
Book of Isaiah |
Isaia |
Izaia |
Livre d'Isaïe |
... | ... | ... | ... | ... |
Isa / Iz 49.12 |
Behold, these shall come from far: and, lo, these from the north and from the west; and these from the land of Sinim. |
Indreo, tonga avy lavitra ireto; ary, indreo, avy any avaratra sy andrefana ireto, ary avy any amin' ny tany Sinima ireto. |
Indreo ny sasany avy lavitra; indreo ny sasany avy any avaratra sy avy any andrefana, ary indreo koa ireo avy any amin' ny tanin' ny Sinima. |
Les voici, ils viennent de loin, ceux-ci du Nord> et de l' Occident>, et ceux-là du pays de Sînîm. |