|
|
Book of Isaiah |
Isaia |
Izaia |
Livre d'Isaïe |
... | ... | ... | ... | ... |
Isa / Iz 10.31 |
Madmenah> is removed; the inhabitants of Gebim> gather themselves to flee. |
Lasa mandositra Madmena, ny mponina any Gebima mitondra ny entany mandositra. |
Miparitaka Medmenà, lasa nandositra ny mponina ao Gabima, |
Madména> s' est enfuie; les habitants de Gébîm> se sont mis à l' abri. |
|
|
Book of Jeremiah |
Jeremia |
Jeremia |
Livre de Jérémie |
... | ... | ... | ... | ... |
Jer / Jr 48.2 |
There shall be no more praise of Moab>: in Heshbon> they have devised evil against it; come, and let us cut it off from being a nation. Also thou shalt be cut down, O Madmen; the sword shall pursue thee. |
Tsy misy ho reharehan' i Moaba intsony; Tao Hesbona no niheverany hampididoza aminy hoe: Andeha horavantsika tsy ho firenena izy. Ho ringana koa ianao, ry Madmena, Hanenjika anao ny sabatra. |
tsy misy intsony izay voninahitr' i Moaba! Any Hesebona no hidinihana ny loza hamelezana azy: Andeha hofongorantsika eo amin' ny firenena izy! Hianao koa, ry Madmena, hatao gina; mandeha manaraka eo aorianao ny sabatra. |
elle n' est plus, la fierté de Moab>! A Heshbôn> on a machiné son malheur "Allons! Supprimons-la> d' entre les nations!" Toi aussi, Madmèn, tu seras réduite au silence, l'épée te serre de près. |