Entrée | tsipoy | ||
Partie du discours | nom | ||
Explications en malgache | Vorona manana toe-batana foniponitra tsara bika, mitovitovy amin' ny akoho kely reny; ny lahy maramara fotsy mipentina volomparasy ny tratrany sy ny vozony; ny vavy kosa, izay kelikely kokoa noho ny lahy, dia volombatolalaka mipentina fotsy madinika [1.1] | ||
Explications en anglais | A kind of partridge [1.7] | ||
Explications en français | Perdrix [1.54] | ||
Espèce de perdrix [1.8] | |||
Vocabulaire | Zoologie: oiseaux | ||
Mots composés |
| ||
Proverbes | Proverbes contenant le mot tsipoy | ||
Article | Randzavola: tsipoy ao amin' ny Baiboly | ||
Mis à jour le 2022/07/30 |