|
|
|
|

Entrée (1/2)1  randrana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.78] [Tambahoaka] volon-doha
4  [1.1] Fanamboarana ny volo lava ho misy ampehezany telo avy, izay ampidipidirina ho toy ny kofehy, ka ireo indray dia ampifamatorina hanana endrika samihafa araka ny karazany tiana hatao: randra-madinika, randran-telo an' ila... na randranampanga, randravonkalana
Karazan-drandrana sy taovolo hita amin' ny foko sasantsasany:
Antaimoro: lafitr' akondro, ny telo an-kila, tsitombotomboka, vakimanasa
Betsileo: bango, bango anakova, bango tsotra, kiary, kifetriposa, kifehaka, kihohoka, kilafitsotsy, kilafahonofotsy, kilavoahibary, kipetaka, kirazorazo, kisabokisiny, kisahondra, kitelo, kidimy, kifito, kifolo an' ila, kitokandalana, kivona, randrana tsotra, randranketsa, rasaraka, tadimpintana, tototsongo, valalamihoatra, vombory, tsaramaha, vonkavia, volo misaona
Merina: bango ankatoka, difisesy, kirozaroza, lakolosy, lambomiditra, randramadinika, tananivoho
Explications en anglais  5  [1.2] a plait, a tress of hair.
6  [1.7] a braid
Explications en français  7  [1.3] entrelacement de trois, six, huit fils, cordes, cheveux; tresse des cheveux
arrangement des paroles
8  [1.8] tresse
Exemples  9  amin' izato lohany tohizan' ny taovolo midaboka an-damosina natao randrana goragora. [2.470]
Vocabulaire  10  Coiffures
Dérivés 
11  Verbes actifs :
12  Verbes passifs :
13  Verbes relatifs :
14  Noms :
15  Adjectifs :
Mots composés 
Phytonymes 
Proverbes  38  Proverbes contenant le mot randrana

Entrée (2/2)39  randrana
Partie du discours  40  nom
Explications en français  41  [1.3] plante aquatique à tubercules
42  [1.196] [Merina]
Vocabulaire  43  Botanique

Anagrammes  44 

Mis à jour le 2025/01/21