|
|
|
|

Entrée1  bango an-katoka
Mots élémentaires  2 bango, 3 hatoka
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 randram-bolo tokana manomboka eo ankatoka ka mirotsaka manaraka ny lamosina, fanao raha misaona.
6 (bangoankatoka) Fomban-drandram-bolo tsotra: bangoina ny volo dia atambatra amin' ny randrana telo ao aonana ka izay halavan' ny volo no fetrany; mari-pisaonana ny bangoankatoka. [1.1]
Explications en anglais  7 [hatoka, the nape.] A large knot of hair resembling a chignon.. [1.2]
Vocabulaire  8  Coiffures

Mis à jour le 2025/11/11