Entrée |
rajako
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Karazam-biby izay manakaikikaiky ny olombelona amin' ny rafitry ny tenany, ny fomba fandraisany zavatra, satria mifanohitra amin' ny rantsantanany efatra ny ankibeny ka afaka mamihinazavatra izy Enti-milaza tarehy na bika mampitahotra ananan' ny olona [1.1]
|
Explications en anglais | See Jako [1.2]
|
| A monkey (African) [1.7]
|
Explications en français | Singe [1.54]
|
| Singe (africain) [1.8]
|
Vocabulaire |
Synonymes | |
Articles |
|
Entrée |
rajako
|
Partie du discours | nom
|
Explications en anglais | Perrier's sifaka, Perrier de la Bathie's sifaka, Perrier's simpona (Propithecus diadema perrieri) [2.233]
|
Explications en français | Propithèque de Perrier (Propithecus diadema perrieri) [2.233]
|
Nom scientifique | Propithecus diadema |
Vocabulaire |
Tableaux et planches |
|
|