|
|
|
|

Entrée (1/3)1  N    n    
Partie du discours  2  nom (symbole)
Explications en malgache  3  [1.1] Tarehintsoratra fahatelo ambin'ny folo ary renisoratra fahafolo amin'ny abidy malagasy
Marihina fa ny Z sy N dia renisoratra azo ampifanoloina indraindray, tahaka ny hita, ohatra, amin' ny hoe: Zaotra sy Naotra
Explications en français  4  [1.3] Consonne nasale, la treizième lettre de l'alphabet malgache et la dizième des consonnes.
Analogues  5  abidy
Tableaux et planches  6  Les alphabets
Article  7  Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Illustrations 

Entrée (2/3)10  -n-
Partie du discours  11  particule [Liste complète]
Explications en malgache  12  [1.1] Teny mpampiankina enti-milaza tompon-javatra na mpanao ny asan'ny matoantenin'ny iharana, atovana amin'ny teny tsy miafara amin'ny ka, tra, na, ka toy izao izany: atovana amin'ny anarana milaza ny zavatra ananana ny n' na n- (tranon' olona, akanjon-jaza) na amin'ny matoanteny iharana (ataon' olona, vitan-jaza)

Entrée (3/3)13  N    
Partie du discours  14  nom (symbole)
Explications en malgache  15  [3.1] Azôty na nitirôzenina. Singa mietona, fahafito amin'ny fisokajiana miherina.
Explications en anglais  16  [3.1] nitrogen
Explications en français  17  [3.1] azote
Vocabulaire  18  Chimie
Tableaux et planches  19  Table périodique

Mis à jour le 2024/12/21