Entrée | 1 mivezivezy |
Radical | 2 vezivezy |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mandeha atsý sy are, mitotototo mankatsy mankaroa, mivoivoy: Nivezivezy eran' ny mpivaro-boky rehetra aho nitady ilay boky tantara fa tsy nahita Miriorio foana mankatsy sy mankaroa, mirenireny: Mitandrema tsara fa misy jirika mivezivezy, hono, ato anatin' ity ala diavintsika ity |
Explications en anglais |
5 [1.7] to wander, to ramble |
Explications en français |
6 [1.8] errer par-ci par-là |
Exemples |
7 -- Raha mivezivezy amin' ny fandrosoan-tsakafo eo izy, dia tsy adinony velively izy efatra mianadahy zanany: [2.470] 8 Nisy andian-miaramila nivezivezy isan' alina. [2.472] |
Morphologie |
|
Analogues | 13 mivoivoy, miasa dia, mandehandeha, mivezika atsy mivezika aroa, maniasia, miriorio, misedisedy, mirenireny, mipempena, manjenjena, mihelohelo, mihenjy, misiontsiona, mijongojongo, mizionjiona, miselontselona, mitsakatsaka, mihebikebika, mihebiheby, mijaingijaingy, tsy mahatombin-tsiraka, firaka atakalo, misidiondiona |
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot mivezivezy |
Mis à jour le 2024/12/11 |