| Entrée | 1 mihebiheby | 
| Radical | 2 hebiheby | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 4   Mivezika atsy mivezika aroa mba hampijanona: Lehilahy maro no nihebiheby ilay omby fa tsy nahasakana azy Mandositra hatraiza hatraiza: Nihebiheby ny ankizy nahita ilay soavaly nandrifatra Mihaodihaody: Misy lehilahy mihebiheby ao an-tokotany [1.1] | 
| Morphologie | 
 | 
| Proverbes | 9 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |